|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1 ; habahaba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisalasalana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra, na handeha na hijanona [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/4) 9 ; habahaba
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 a present. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (3/4) 13 ; habahaba
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 [Antambahoaka] rotsirotsy [1.78]

Teny iditra (4/4) 16 ; habahaba
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 [Sihanaka] kavina lava [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04