|
|
|
|

Teny iditra1  grefy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 greffe [1.13]
Ohatra  5  Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo. [1.437]
Voambolana  6  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 9 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09