|
|
|
|

Teny iditra1  granita
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vato vandana mainty [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 granit [1.13]
Ohatra  5  Ny fanambanin' ny havoana dia vatolampy granita vaky. [2.649#]
6  kraomita any Andriamena, manjarano any amin' ny morontsiraka Atsinanana sy manodidina an' i Moramanga, marbra sy granita any Ambatofinandrahana, tsy tenenina ny toerana fitrandraham-bato maro manakaiky ny renivohitra amina fepetra heverin' ny maro fa mampisalasala. [4.27#]
Voambolana  7  Haibolantany
Tovy hevitra  8 vatomainty, vatorano
Mpanahaka  9  granitika

Fivaditsoratra  10 angitra, granita, 11 tangary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12