|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 goyanina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. guyane] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Goyana, Amerika atsimo, manara-tsisin' i Atlantika
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 goyanina |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Mikasika an' i Goyana, an' i Goyana na avy any Goyana
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 angoaiñy, goyanina, 8 ianganoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|