|
|
|
|

Teny iditra1  goigoika
Fototeny  2 goika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Feo sempotsempotra eo am-pitomaniana noho ny ranomaso arahin-tsentosento na eo ampitelemana rano sotroina. [1.1#393]
Fanazavàna teny frantsay  5 Bruit entendu dans le gosier de celui qui est suffoqué par les sanglots ou embarrassé par l’eau qu’il avale [1.3#199]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  14  Feo
Tovy hevitra  15 goika

Fivaditsoratra  16 giogioka, goigoika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19