Entrée | gogo | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Rajemisa 1985 page 393] [Sakalava] na vahona. Karazan-trondron-dranomamy manja matroka toa manopy manga ary tsy misy kirany; mafy ny tampon-damosiny ary ny lanilaniny misy nify matsilotsilo kely; halavany 70 sm ( Arius madagascariensis ). Ny gogo sy ny kotso ary ny tilapia dia matetika mainin' ny olona ho azo alefa amidy any lavitra | |
Explications en anglais | [Richardson 1885] a kind of fish | |
Vocabulaire | Zoologie: poissons | |
Nom scientifique | Arius madagascariensis | |
Synonymes | vahona | |
Toponymie | ||
Entrée | gogo | |
Partie du discours | nom | |
Explications en anglais | [Richardson 1885] [Sakalava] a species of crocodile | |
Vocabulaire | Zoologie: reptiles, amphibiens | |
Mis à jour le 2021/09/27 |
![]() |