Entrée |
ginaika
(gaika)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | gehina, voafehy mafy: Noginaiky mafy tamin' ny etra ny valahany ¶ alaina an-keriny: Noginaiky ny mpanjana-tany ny tanin' ny teratany [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | serré, lié fortement, retenu, contraint, violenté: Noginaiky ny lehibe ny tanim-bariko (Le chef m’a pris, retenu ma rizière) [Abinal 1888]
|
Morphologie |
ginaika
ginaiko
ginaikao
ginaiky
ginaitsika
ginaikay
ginaikareo
ginaik'
ginai-
| |
noginaika
noginaiko
noginaikao
noginaiky
noginaitsika
noginaikay
noginaikareo
noginaik'
noginai-
| |
hoginaika
hoginaiko
hoginaikao
hoginaiky
hoginaitsika
hoginaikay
hoginaikareo
hoginaik'
hoginai-
| |
|
Synonymes | |
|