|
|
|
|

Teny iditra1  gedragedraina
Fototeny  2 gedragedra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatorana migoragora tsy mafy tsara: Aza gedragedraina ny tadin' io alika io fa lasa eo io
5 Fehezina malemy loatra, atao rainazy: Nogedragedrainy ny fifehy ny zanany ka lasa naditra ireo nony lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be loosely tied. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qu'on relâche ou qu'on lie lâchement, qu'on gouverne avec trop d'indulgence: Nogedragedrainao ny kofehy ka nivaha ny entana (Vous avez lié la corde trop lâchement et le paquet s'est détaché) ~ Aza gedragedrainao ny fifehin' ny ankizy (Ne gouvernez pas les enfants avec trop d'indulgence) [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  gedragedraina, 12 igedragedrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12