|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  gatry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-bosotra omen' ny olona ny polisy na antilim-bohitra [1.1]

Teny iditra (2/2)4  gatry
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 Mamo, mivembena, miraingiraingy, varivariny [1.1]
Mpanahaka  7  didy, 8  doroka, 9  jobo, 10  jofotra, 11  tafiditra

Fivaditsoratra  gatry, 12 Tigra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31