Entrée ganagana entina amin' ny tendany
Mots élémentaires ganagana ; entina ; tenda
Partie du discours locution
Explications en malgache Ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy [1.1]

Mis à jour le 2023/01/01