|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 galona sy lopotra |
| Singan-teny | 2galòna, 3lopotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza zavatra roa mifanaraka, mifanentana tsara ny endrika amam-bikany.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|