|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fotroaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona
4 Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)10  fotroaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  fotroaka, 14 tafakoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17