|
|
|
|

Teny iditra1  fôtôsentezy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fanovan'ny zavamaniry misy famaitso ny tavolo ho gliokôzy amin'ny alalan'ny hazavana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 photosynthèse [1.13]
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12