|
|
|
|

Teny iditra1  fotafota
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandraisana zavatra (indrindra ny sakafo) amin' ny tanana tsy madio ka manafotetaka izany amin' ny tena na amin' ny manodidina ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 slaver, spittle. Generally used of such as is produced in anger or from eating voraciously. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  fotafota, 19 tafotafo, 20 tofatofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19