Entrée | 1 fotabe |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Botanique: arbre |
Explications en malgache | 4 karazan-kazo amin' ny antokon' ny Myrtacées, maniry amin' ny fasika eny amoron-dranomasina. Mahatratra 10-12 metatra ny haavony ary 35-50 stm ny habeny. Lehibe sady tsara fofona ny voniny. Ny voany dia misy rirany efatra; izany no anaovan' ny Vazaha azy hoe satroborin' ny eveka (bonnet d'Evêque, bonnet carré). Fotsy ny hazony, malemy sady maivana, nefa tsy mateza. Ny voany dia atao famamo trondro. [1.10]5 karazan-kazo [Betsimisaraka] [1.78] |
Explications en français | 6 (de fotatra et be : grand) Barringtonia butonica Forst. (Lecythidaceae), voir fosatra, fotatra, etc. [Sakalava] [1.196]7 [Betsimisaraka] |
Mots élémentaires | 8 fotatra, be |
Nom scientifique |
|
Illustrations |
|
Anagrammes | 12 Betafo, fotabe, tafo be |
Mis à jour le 2024/08/13 |