Entrée Folovohitra (folo, vohitra)
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste complète]
Définition malgache Anaran-kafa iantsoana koa ny Hova (jereo Ambaniandro) [Rajemisa 1985]
Traduction française nom donné aux Hovas [Abinal 1888]
Exemples Folovohitra daholo, na menabe na menakely, ny andevo tokana no tsy folovohitra sy ny havanandriana. Tandapa fotsy, ambaniandro, folovohitra ireny. Manisotra, folovohitra ireny. Manendy, folovohitra ireny. [Callet: Tantara, page 709]

Mis à jour le 2020/07/31