|
|
|
|

Teny iditra1  fola-bango
Singan-teny  2 folaka, 3 bango
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 anisan' ny bango volon' ny Ntaolo raha misaona izy
6 enti-milaza ny tsy maintsy itenenan' ny mana-manjo eo amin' ny fandevenana ny havany, indrindra raha ray aman-dreny hajaina no Lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 A mode of plaiting the hair on attending a funeral. [1.2]
Voambolana  8  Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12