|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fokofoko
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Niavian' ny hoe mifokofoko [1.1]
Ohatra  4  Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano. [2.4]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)6  fokofoko
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 (comme fakofako, merina) Menue paille restant sur l'aire après le battage ; débris employés comme combustible (voir aussi fokafoka). [Bara] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  fokofoko, 10 kofokofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19