|
|
|
|

Teny iditra1  fofosarita
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ozona sy fihantsian-doza raha nanao velirano fahiny ka ny niaviany sy ny heviny dia angamba avy amin' ny hoe: "Raha mivadika izao velirano izao, aoka haelin' ny rivotra mifofofofo ary rita toy ny ranotrambo fohin' ny hainandro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a term of malediction [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Imprécation : péris de fond en comble!, que tes os soient éparpillés et sans sépulture! [1.3#178]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12