|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 foaraka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Omby novonoina ho sorona mba tsy hisian' ny loza intsony aorian' ny fandevenana ny maty
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the beef used in the ceremony of the afana.
[1.2] |
| Fikambanana | 5 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how foaraka |
| Teny iditra (2/2) | 6 foaraka |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Sihanaka] zavatra simbana na mpombaina ny maty, babo
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 9 arafoka, 10 arak-afo, foaraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|