Entrée foara
Partie du discours nom
Définition malgache Tsena lehibe ivarotana sy ampisehoana ny vokatry ny fambolena, fiompiana sy taozavatra fanao isan-taona amin' ny tanàna iray: tsenabe [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: foire.

Mis à jour le 2020/07/31