Entrée fizotry > fizotra (zotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara
Explications en français  [SLP 1986] processus; déroulement
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Ndema: Antakay] Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra
2 [FOFAFIPE: Haivola] Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna