Entrée fizotra (zotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba na toetran' ny zavatra na olona mizotra, izany hoe mandeha milamina tsara: Araho tsara ny fizotron' ny tantara [Rajemisa 1985]
Explications en français processus; déroulement [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ka ny marika hahalalana fa nahazo tsodrano avy amin' ny Razany ny olona, dia hita (tsapan' izy tompony) mandeha tsara fizotra [Ndema: Antakay]
2Ny Filohan' ny Repoblika no filoham-panjakana ray aman-dreny, miantoka amin' ny alalan' ny fanelanelanany ny fizotra ara-dalàna [FOFAFIPE: Haivola]

Mis à jour le 2022/01/21