|
|
|
|

Teny iditra1  fizivana
Fototeny  2 ziva
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana [1.1]
Ohatra  5  Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana. [2.643#]

Fivaditsoratra  6 fivazina, 7 fivizana, fizivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12