|
|
|
|

Teny iditra1  fiziriziriana
Fototeny  2 ziriziry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Firidiridiana, fanaovana di-doha, fikiribibiana: Nahasosotra ny olona ny fiziriziriany teo amin' ny adihevitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12