|
|
|
|

Teny iditra1  fizihirana
Fototeny  2 zihitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera
5 Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro
6 Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12