|
|
|
|

Teny iditra1  fizenjenana
Fototeny  2 zenjena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana etsỳ sy erỳ, firenirenena: Mampalahelo ny fonjenjenan' ny zaza tsy misy mpiahy [1.1]
Tovy hevitra  5 fanjenjenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12