|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fizahozahoana |
| Fototeny | 2 izahozaho |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiheverana ny tena ho zavatra, ka ny tena foana no tenenina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L'action de parler de soi, de se mettre en avant, en relief.
[1.3#287] 6 Action de se mettre en avant, prétention. [1.5] |
| Ohatra |
7 hitako fa tsy eo amin' ny hetraketraka sy ny fizahozahoana no akany misy ny fitiavana fa etsy amin'ny fahamavomavoana sy ny fandeferana.
[2.895#]
8 fizahozahoana sy fihetraketrahana ao amin'ny ankilany ary tahotahotra sy fandefideferana eo amin'ny andaniny no tsy maintsy nateraky ny fiaraha-miaina toy izany. [2.503#] |
| Fivaditsoratra | 9 fihazohazoana, fizahozahoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|