|
|
|
|

Teny iditra1  fivoravorana
Fototeny  2 voravora
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiboraborana, fiketrahana, figoragorana: Manahirana ny fitondrana an' io entana io noho ny fivoravorony
5 Fitaraikiraikena, fiveraverana: Noho ny fivoravoranao no nahavaky io kaopy io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12