|
|
|
|

Teny iditra1  fivohana
Fototeny  2 voha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisokafana: Ataovy mitafitafy ny fivohan' ny varavarana
5 Fiantombohana: Hatramin' ny fivohan' ny Kolejy X teto an-tanàna [1.1]
Kamban-teny rehetra  6 fivohan' ny ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09