Entrée fivoahana (voaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fialana ao an-trano mankany ivelany: Tsy tsara ny mihiboka foana ao an-trano; mahasalama tokoa ny fivoahanakely isan-kariva
Varavarana ahazoana miala ao an-trano mankany ivelany: Misy fivoahana telo itỳ trano ity
Filazana am-pahibemaso: Tamin' ny Alakamisy teo ny fivoahan' ny lalàna momba ny fampianarana
Toerana fivalanana na fivalanan-drano: Atsy atsimon-trano ny fivoahana raha ho any ianao [1.1]
Explications en français Sortie, issue, échappement [1.13]
Exemples 
1Tsy nisy "aiza sy aiza" fa tongotra an-katoka namonjy ny vavahady fivoahana. [2.4]
2Mbola mety ho vita amin' ity taona ity ny fivoahana amin' ny Tetezamita amin' ny alalan' ny fifidianana. [4.27]
Mots composés 
Illustrations 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11