|
|
|
|

Teny iditra1  fivitranana
Fototeny  2 vitrana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fizairana lamba roa ambainy ho iray: Lamba mafy ity; eo amin' ny fivitranany angaha izy no mety ho rovitra
5 Firindrana: Irina ny fivitranan' ny fihavananareo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12