|
|
|
|

Teny iditra1  fivimbinana
Fototeny  2 vimbina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitondrana zavatra amin' ny tanana: Tsy misy mahamenatra ny fivimbinana an' io kitapo io
5 Fiarovana, fitahiana: Ny fivimbinan' Andriamanitra anie homba anao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12