|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivikiviky |
| Fototeny | 2 vikiviky |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana
5 Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena [1.1] |
| Tovy hevitra | 6 fivikivikiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|