|
|
|
|

Teny iditra1  fivihivihy
Fototeny  2 vihivihy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mivihivihy, izany hoe mangovitra, mipararetra noho ny hatsiaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12