|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivezivezena |
| Fototeny | 2 vezivezy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandehanana atsỳ sy arỳ, fitotototoana mankatsy sy mankaroa: Fivezivezena tsy hita isa vao vita iny raharaha iny
5 Fiasana dia: Naharitra antsasak' adiny ny fivezivezeko tao an-dalantsara vao noraisin' ilay Rangahy aho 6 Fivoivoizana, firioriovana: Lany amin' ny fivezivezena eran' ny tanàna ny faladian-kirarony [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|