Entrée fivezenana (vezina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fironana, fihetsehan-javatra malefolefo toy ny rotsa-kazo izay atsatoka amin' ny tany ka arona miankavia na miankavanana dia miverina amin' ny toerany teo aloha indray [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05