|
|
|
|

Teny iditra1  fivatra
Fototeny  2 vatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mivatra, izany hoe misy dian-kapoka na diam-patorana, mivanditra azon' ny famelezana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12