|
|
|
|

Teny iditra1  fivasavasa
Fototeny  2 vasavasa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mivasavasa, izany hoe miteny lava tsy misy antony [1.1]

Fivaditsoratra  5 fisavasava, fivasavasa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12