|
|
|
|

Teny iditra1  fivarorahana
Fototeny  2 varoraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiketrahana, fiborahana sy fivahana, figedragedrana: Nihomehezan' ny ankizy ny fivarorahan' ny pataloany
5 Fahakiviana, fahaverazan-kevitra: Tsy hay lozaina ny fivarorahan-dRakoto raha nandre io vaovao ratsy io [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12