|
|
|
|

Teny iditra1 fivarinana
Fototeny  2varina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fidinana mikorisa, fianierana arahim-pikodiadiavana: Fivarinana an-kady no nahazo andRabe raha tsy voatohan' ny vodihazo teo amoron-kady izy.
5Fietrena voninahitra: Tana fivarinana mihitsy ny an-dRakoto nanambady olona ambony toetra toa iny. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12