|
|
|
|

Teny iditra1  fivareraka
Fototeny  2 vareraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra (akanjo) mivareraka, izany hoe miborotsaka, na ny olona miboretaka kivy sy ketraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12