|
|
|
|

Teny iditra1  fivakavaka
Fototeny  2 vakavaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12