Entrée | fitsoahana (tsoaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko ¶ Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy ¶ Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato [Rajemisa 1985] | |
Mis à jour le 2022/06/29 |
![]() |