|
|
|
|

Teny iditra1  fitsirara
Fototeny  2 tsirara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mitsirara, izany hoe lavo tafandry mitsilany, ny tongotra sy ny tanana mitaidradraka [1.1]

Fivaditsoratra  5 firaratsy, fitsirara, 6 rafitrisa, 7 rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12