|
|
|
|

Teny iditra1  fitsinkafonana
Fototeny  2 tsinkafona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihevahevana eny ambony rano tsy mety milentika:
5 Ny mahatonga ny fitsinkafonana, dia noho ny tenan' ilay zavatra maivana noho ny rano
6 Fitrangan-javatra nafenina ho hitan' ny be sy ny maro: Menatra tsy te hijery olona izy noho ny fitsinkafonan' ny lainga be nataony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17