|
|
|
|

Teny iditra1  fitsinkafona
Fototeny  2 tsinkafona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitsinkafona, izany hoe mihevaheva eny ambony rano fa tsy milentika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12