Entrée fitsinjarazarana (tsinjarazara (zarazara (zara)))
Partie du discours nom
Exemples 
1Amin' ny fomba azo tsapaina, dia fitsinjarazarana ao amin' ny Kaominina ary miankina amin' ny Kaominina ny Fokontany [4.27]
2nalahatra ho fianarana mihitsy ka ahitana fizarazarana sy fitsinjarazarana izay hahamora ny fitadidiana izay voalaza sy hahamora ny fandraisana ny fitohitohizan' ny hevitra [2.436]
Morphologie 
Simple : fitsinjarazarana, fitsinjarazarako, fitsinjarazaranao, fitsinjarazarany, fitsinjarazarantsika, fitsinjarazaranay, fitsinjarazaranareo, fitsinjarazaran', fitsinjarazaran-, fitsinjarazaram-, fitsinjarazara-
Préfixée : -pitsinjarazarana, -pitsinjarazarako, -pitsinjarazaranao, -pitsinjarazarany, -pitsinjarazarantsika, -pitsinjarazaranay, -pitsinjarazaranareo, -pitsinjarazaran', -pitsinjarazaran-, -pitsinjarazaram-, -pitsinjarazara-

Mis à jour le 2023/02/15