|
|
|
|

Teny iditra1  fitsingerina
Fototeny  2 tsingerina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitsingerina, izany hoe miverina araka ny fihodinan' ny andro amin' ny taona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12