|
|
|
|

Teny iditra1  fitsingatotra
Fototeny  2 tsingatotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona mitsingatotra, izany hoe potraka ka miainga ny ilany vao mianjera na lavo mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12